-->Fanompoam_pivavahana hisy fandraisana ny fanasan'i TOMPO miaraka amin'ny Pastera Harminot RASOLONJATOVO ary hafanain'ny Sampana Tanora Kristianina -
ALAHADY 19 JOLAY 2026 @ 10 ora sy sasany - 28 rue Léon Jouhaux Grenoble
" Mankanesa atỳ amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.
Ento ny ziogako, ka mianara amiko; fa malemy fanahy sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an'ny fanahinareo ianareo"
(Matio. 11:28-29)