Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy

  • verset
  • versets
  • Evenement
  • BON DIMANCHE

      -->Fanompoam-pivavahana hafanain'ny  SAMPANA ZAVAMANENO  - 
                                            ALAHADY  fahatelo @ KAREMY -8  MARTSA  2026  10 ora  sy sasany - Léon Jouhaux 
 
 
"  fa efa nataoko teo anoloanao ny fiainana sy ny fahafatesana ary ny fitahiana sy ny fanozonana;
koa mifidiana ny fiainana, mba ho velona ianao sy ny taranakao,.
 (Deteronomia  30:19)"